Teny iditra | 1 fara hatoka |
Singan-teny | 2 fara, hatoka |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1][farahatoka] Ny hatoka mikasika indrindra ny loha (ny faritry ny hatoka mifandray amin' ny taolam-bozona kosa atao hoe "hatok' angidina") [farahatoka] Ny fomban-drazana |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] The upper part of the nape of the neck. |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#152] l'extrémité de la nuque Figuré: usages des ancêtres |
Voambolana |
7 Haiaina |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 fahatarako, fara hatoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |