|
|
|
|

Teny iditra1  faraingoina
Fototeny  2  faraingo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao mifaraingo, mifeloka ny lohakeliny: Faraingoy itỳ vy itỳ
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be caught by a hook.
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  afaraingony, faraingoina, ifaraingoan, ifongaranay, nifaraingoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20