|
|
|
|

Teny iditra1  faraingososona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mari-tsoratra « » toa faraingo roa sosona anankiroa, ka ny voalohany atao eo alohan' ny tenin' olona lazaina, ary ny faharoa mamarana azy: Hoy i rainy tamin' Isambilo hoe: «Mianara tsara fa sarobidy noho ny vola ny fianarana».
Voambolana  4  Haiteny
Singan-teny  5  faraingo, sosona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07