Teny iditra | faraingososona | |
Singan-teny | faraingo ; sosona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Mari-tsoratra « » toa faraingo roa sosona anankiroa, ka ny voalohany atao eo alohan' ny tenin' olona lazaina, ary ny faharoa mamarana azy: Hoy i rainy tamin' Isambilo hoe: «Mianara tsara fa sarobidy noho ny vola ny fianarana». [1.1] | |
Voambolana | Haiteny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/02 |