Teny iditra | 1 faranana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Vitaina, taperina, asiana farany: Farano ny resaka fa efa lava loatra Alana ny romoromo aminy: Tsy nofarananao tsara itỳ boky itỳ? Ampitoviana tantana: Nofaranany ny nifiny kamahafinaritra ny mijery azy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be made even, to have inequalities removed, as the edges of a book, cloth, hair, or boards; to be gathered up at the end, as papers at an examination, etc. 5 [1.7] to be cut off at the end; to be ended; to be limited |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] dont on découpe le bout; qu'on termine; qu'on limite |
Fototeny | 7 farana |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 anafaran, fananara, fanarana, fañarana, faranana, nanafara |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |