Teny iditra (1/2) | 1 farango |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Taolana lavalava noranitana ny tendrony roa, atao solom-pintana ka eo antenatenany no asiana ny kofehy: Indray takariva nandrahona: / Taitra itỳ sahona. / Fa tena mangeja, farango mandratra / Namely ny tratra (Job. Rakotovao) [Tsimihety]
[1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a hooked instrument, a hook, a boat-hook. It differs from faraingo in that it means a hook made intentionally. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 hameçon, croc. [Tankarana]
[1.19] 6 crochet, instrument crochu. [1.5] 7 crochet [1.13] |
Ohatra |
8 Raha tefena ny farango ka amboarina ny fintana ny amalona no anaovana azy raha velarina ny fandrika ny vorona no anaovana azy [2.131] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny farango io |
Teny iditra (2/2) | 12 farango |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 fononteny mahitsy fampiasa rehefa mandinika toe-peo [1.13] |
Voambolana |
15 Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) |
Fivaditsoratra | 16 fangaro, fangora, farango |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/08 |