Teny iditra | 1 faravodilanitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ilay faritry ny lanitra erỳ amin' ny taza-maso, izay toa mikasika amin' ny tany: Efa hariva ny andro: misafoeafo ery am-poravodlianitro ny masoandro |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] (fara vodi-lanitra) The horizon 5 [1.7] the horizon |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] horizon |
Ohatra |
7 [2.499#] Any an-koatr' irý faravodilanitra iry! 8 [2.528#] Mitazana ny faravodilanitra nidifian' ny tafiky Radama. 9 [2.357#] Na ho aiza na ho aiza, na hankany amin' ny faravodilanitra aza, tongako! |
Voambolana |
10 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Singan-teny | 11 fara, vody, lanitra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |