Teny iditra | 1 faritsohana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Kapohina amin' ny tsorakazo, tehafina: Nofaritsohany tsorakazo, tehamaina, ny zanany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to be beaten, to be struck, to be dabbed |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qu'on frappe avec la badine, la cravache, la main |
Fototeny | 6 faritsoka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 faharotsany, faritsohana, firotsahana, fisatrohana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |