|
|
|
|

Teny iditra1  fasehina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] sandy.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] sablonneux
Voambolana  6  Haibolantany
Fototeny  7  fasika
Tsipelina hafa  8  fasihina
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  fasehina, fisehana, hafesany, hasefany, isefahan, isehafan, nisefaha, nisehafa, sefahany

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21