|
|
|
|

Teny iditra 1  fasehina
Fototeny  2 fasika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Be fasika, toa misy fasika: Tany fasehina izany tany atỳ izany
5 Masaisay sy maraorao, marokoroko: Ravinkazo fasehina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 sandy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 sablonneux [1.13]
Voambolana  8  Haibolantany
Tsipelina hafa  9 fasihina
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Fivaditsoratra  fasehina, 11 Finehasa, 12 fisehana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04