|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fasiny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.]
Voambolana  5  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)7  fasiny
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] [Sakalava] Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany
Voambolana  10  Fifamoivoizan-tsambo

Fivaditsoratra  11  fanisy, fasiny, finisa, fisani, fisiña, nisafy, safiny, sàfiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07