|
|
|
|

Teny iditra1  fasi-polaka
Singan-teny  2  fasika, folaka
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fasika malemy mora miletsy ka matetika koa mora ilentehana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14