Teny iditra fasi-polaka
Singan-teny fasika ; folaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fasika malemy mora miletsy ka matetika koa mora ilentehana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14