Teny iditra (1/2) | 1 fataka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
tsato-kazo: Eko abosaka amin'ny fataka ny rano velona (Ary dia aidina amin'ny tsato-kazo ny rano avy eny andohorano) |
Teny iditra (2/2) | 4 fataka |
Sokajin-teny | 5 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.196] Nom donné aux grandes Poaceae à chaumes élevés et très rigides. Notamment : Panicum maximum Jacq. ; Panicum subalbidum Kunth et Hyparrhenia rufa (Nees) Stapf (Poaceae). Le jus obtenu en pilonnant les jeunes pousses est instillé dans les blessures comme cicatrisant et pour les protéger de l'infection ; action antibiotique. [Betsileo]
|
Voambolana |
7 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 9 fataka, katafa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |