Teny iditra | fatana | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Toerana fanaovana afo ahandroana sakafo: Tay miala eo amorom-patana / nenibe fa mangatsiaka, hono Toerana fihadiana volamena na fikarohana vatosoa [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | The place where the fire for cooking is made, the hearth; a lime kiln, a brick kiln, a furnace. [1.2] | ||||||
A fireplace; a stove [1.7] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | âtre, foyer, fourneau, réchaud [1.8] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fatana io | ||||||
Lahatsoratra | Randzavola: fatana ao amin' ny Baiboly (=> trano) | ||||||
Fivaditsoratra | antafa, fanata, fatana, tafana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/15 |