Teny iditra fatim-balala
Singan-teny faty ; valala
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fahafatesana mandripaka olona be dia be: Nanao fatim-balala ny mponina tamin' ny fotoanan' ny giripy espaniolina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy General mortality, great fatality, a general slaughter. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cadavres de sauterelles. Se disait d' une grande mortalité. [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25