|
|
|
|

Teny iditra1  fatipatika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Sakalava] Anaran-kazo misy tsilo sy hafotra mena fanjairana rindrin-trano
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (duplicatif de fatika : épines) Nom général donné aux plantes relativement peu épineuses. Dans le Sud presque toute la végétation est formée d'épineux. Ce sont surtout : Mimosa delicatula Baill. (Fabaceae) et Carissa sessiliflora var. meridionalis Pichon (Apocynaceae). [Mahafaly]
Voambolana  5  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  7  fatipatika, fitapitaka, tafapitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21