Teny iditra fatoriana (tory)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fahalatsahana ao anatin' ny torimaso: Nandritrany fatorian' ny mpiambina no nandosiran' ilay gadra
Toerana na zavatra andriana: Mafy loatra izany fatoriana izany ka marary ny lamosiko [1.1]
Ohatra Ao amin' io efitra io no fatorian' I Manana sy Feno. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : fatoriana, fatoriako, fatorianao, fatoriany, fatoriantsika, fatorianay, fatorianareo, fatorian', fatorian-, fatoriam-, fatoria-
Tovonana : -patoriana, -patoriako, -patorianao, -patoriany, -patoriantsika, -patorianay, -patorianareo, -patorian', -patorian-, -patoriam-, -patoria-
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20