Teny iditra fatrifotony (fatra, fototra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban-drandram-bolo iray: alaina ny volo dia aolikolika eo amin' ny fotobolo, saika mipetaka amin' ny hodi-doha mihitsy [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay manière de tresser les cheveux en les bouclant très près de la peau de la tête [Abinal 1888]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31