Teny iditra | 1 fatritra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ratsy fiaina, tsy tsara toetra, tsy maotina: Fatritran' olona ilay zazalahy iny, anaka, ka fadio ny miaraka aminy |
Mpanahaka | 4 batritra |
Fivaditsoratra | 5 fatritra, fitaratr |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |