|
|
|
|

Teny iditra1  fatsora
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Fetsy, mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin' ny endrika somary hatsikana na be vazivazy; mpamitaka malama vava, mpandaingalainga, kapotsaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  sly, cunning, crafty, tricky, arch. See hatsikana. [1.2]
5  a deceiver [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  hâbleur, trompeur [1.3, 1.8]
7  craqueur [1.3]
Ohatra  8  Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora. [2.442#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  10  fatsora, fosatra, safotra, tsara fo

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10