|
|
|
|

Teny iditra1  fatsora
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fetsy, mahay mampiseho ny hafetseny na ny laingany amin' ny endrika somary hatsikana na be vazivazy; mpamitaka malama vava, mpandaingalainga, kapotsaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] sly, cunning, crafty, tricky, arch. See hatsikana.
5  [1.7] a deceiver
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] hâbleur, trompeur
7  [1.3] craqueur
Ohatra  8  Ny ahy kosa vorontsiloza, ity anaty sobika ity, hoy ilay fatsora. [2.442#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  asafotr, fatsora, fosatra, safotra, tsara fo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21