Teny iditra (1/5) | 1 fay |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated. [1.2] 5 sickened, disgusted, forewarned by past experience [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément [1.3] 7 dégoûté par une expérience fâcheuse [1.8] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 17 lao, maso voa sakay, nahita faisana, nandray ny kiho, tsy tia veroka, tsy tia hiherika, tsy tia mainty, tsy tia mololo, leom-boananana, afon-dolo afon' angatra |
Teny iditra (2/5) | 18 fay |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
21 lime [1.13] |
Voambolana |
22 Fitaovam-piasana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/5) | 28 fay |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
31 faille [1.13] |
Voambolana |
32 Haibolantany |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (4/5) | 34 fay |
Sokajin-teny | 35 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
36 karazana trondro [Taimoro]
[1.78] 37 Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
38 a kind of fish with a rough skin [1.2#149] |
Voambolana |
39 Haibiby: trondro |
Teny iditra (5/5) | 40 fay |
Sokajin-teny | 41 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
42 rough [Provincial]
[1.2#149] |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 44 afy, fay |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |