|
|
|
|

Teny iditra1  fefehina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vakina: Fefeho ireto atody roa ireto hoendasina
Asiana, tefena totohondry: Nofefehin' ilay kary ny zanako dia lasa nandositra izy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] to be shelled.
Fototeny  5  fefika
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  fefehina, hifefena, ifefehan, nifefeha

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21