|
|
|
|

Teny iditra1  fehezana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavamaniry miaraka amin' ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo
Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan' ireo anarana avy amin' ny matoantenin' ny iharana, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -> fehezana; tetezina -> tetezana; fonosina -> fonosana)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a bunch.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] faisceau, botte, bouquet, gerbe, paquet
Ohatra  6  [2.442#] Roa fehezana ihany anefa no mba voadidin'izy ireo.
7  [2.472#] Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany.
Fototeny  8  fehy
Kamban-teny 
Lohateny  13  Fehezam-bary gasy (Rajaobelison Samuël)
14  Fehezam-boninkazo (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/12