|
|
|
|

Teny iditra1  fehezana
Fototeny  2  fehy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavamaniry miaraka amin' ny tahony atao indray mifehy: Fehezam-boninkazo
Amboara. (Tsara homarihina fa ny hoe fehezana dia anisan' ireo anarana avy amin' ny matoantenin' ny iharana, misy tovana ina fa novana ana: fehezina -> fehezana; tetezina -> tetezana; fonosina -> fonosana)
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a bunch.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] faisceau, botte, bouquet, gerbe, paquet
Ohatra  7  Roa fehezana ihany anefa no mba voadidin'izy ireo. [2.442#]
8  Dia nampakariny avy ao indray, tapa-kazo iray fehezana, izay nentiny niditra nampisehoany fomba sahala amin' ny tamin' ilay mohara ihany. [2.472#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12