|
|
|
|

Teny iditra1  fehin-teny
Singan-teny  2  fehy, teny
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Teny fohifohy atao famaranana no sady famintinana izay rehetra voalaza tamin'ny famelabelarana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] A word or sentence on which much depends; heads of a discourse.
Ohatra  6  Ataovy mazava ny fehinteny vokatry ny famakafakanao. [2.285#]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10