Teny iditra | fehitra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Fianakaviana, ankohonana [1.78] | |
Fanazavàna teny anglisy | A family, a race, a genealogical tree. (Prov.) [1.2] | |
Fivaditsoratra | fehitra, fihetra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |