|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fehivava
Singan-teny  2  fehy, vava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Anja-koditra kely amehezana ny vavan' ny alika mba tsy hanekerany: Asio fehivavany io alika io fa mety hanaikitra
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] muselière
Mpanahaka  6  fehyvava

Teny iditra (2/2)7  fehivava
Singan-teny  8  fehy, vava
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Taimoro] fifadian-kanina

Fivaditsoratra  11  fehivava, fehy vava

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/10