Teny iditra fehyloha > fehiloha
Singan-teny fehy ; loha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tapa-damba lavalava ahodidina ny loha mba hamihina ny volo
Karazan-kaingo atao manodidina ny loha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ fehy loha ] A headband [1.2]
Ohatra Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka. [2.324]
Voambolana