|
|
|
|

Teny iditra1  felampelana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.196] (« fleur qui s'épanouit ») Tachiadenus longiflorus Griseb. (Gentianaceae). Très jolie plante croissant même dans les prairies périodiquement brûlées, vivace par son rhizome souterrain. Excellent amer, stomachique. Le rhizome serait toxique (purgatif drastique). [Betsileo]
Ohatra  4  felampelana koa anefa ny ravinkazo nalaina noho ny antony manokana, na akorandriaka, akoran-dalona hoy ny Antakay, na akoran-tandrevo. [2.245]
Voambolana  5  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31