Teny iditra felatana-mangaika ny rantsana
Singan-teny felatanana ; mangaika ; rantsana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona tonian-draharaha izay mampitambatra ny maro amin' ny fiaraha-miasa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/07