Teny iditra (1/3) | 1 fen' akoho |
Singan-teny | 2 fe, akoho |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] drumstick of a chicken |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] cuisse de poule |
Voambolana |
6 Toe-karena: hanina |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 8 fenakoho |
Singan-teny | 9 fe |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.1] Fanomezana omen' ny ray aman-dreny ny zanaka rehefa tonga ny fandroana, ka raha mbola amin' ny fotoana tsy ahazoana mamono zavamananaina no anomezana azy, dia vola no atao |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.196] Ce nom veut dire littéralement « cuisse de poulet ». C'est la partie du poulet qui est traditionnellement donné aux enfants. Par extension, on appelle ainsi tout ce qui est réservé à l'usage des enfants ou à leurs jeux [Betsimisaraka]
|
Ohatra |
13 raha mamangy izy tsy tapaka mivimbina zavatra kely, ary raha tojo ny tonon-taona, mifanome vodiakoho sy fenakoho; [2.436#] |
Anaram-javamaniry |
|
Teny iditra (3/3) | 15 fenakoho |
Singan-teny | 16 fe |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
18 [1.2] [Betsimisaraka]
A shrub |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.196] Arbuste non identifié [Betsimisaraka]
|
Voambolana |
20 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 21 fahenoko, fenakoho, fen' akoho, hafenoko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |