Teny iditra | 1 fendrofendro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Endrika malahelo, mifararemotra toy ny hitomany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a desire to cry. 5 [1.7] a desire to weep; the working of the face when about to weep |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] état de celui qui est sur le point de pleurer |
Ohatra |
7 Nony nitomany i Nivo, nanaraka koa ny sisa, ary dia fokofoko sy fendrofendro no re eran' ny trano. [2.4#] |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |