Teny iditra fenitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny tsorak' ahitra efatra alahatra voalohany, atao mitanam-bokovoko, dia ireo no fototra anombenana ny rary amin' ilay harona na sobika atao [1.10]
 Ireo soritra amin' ny rary mifanipaka, izay toa mahavita sary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Four strips of rush placed diagonally at the bottom of a basket, etc., extending from corner to corner, and forming a foundation on which the basket is plaited [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Raies des nattes dirigées dans un sens différent et formant des dessins [1.3]
Kamban-teny 

Teny iditra fenitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanorenana, fiandohana
Ny fandimbiasana ara-dalàna tsy miovaova ny taranaky ny mpanjaka teto amin' ny Fanjakana Malagasy izy; koa na ny mpanjaka na ny vahoaka dia samy tsy misy mivadibadika na mikorontana, fa misy fitohizana ara-dalàna hatrany [1.10]
 Fomba fanao, indrindra izay mikasika fifandraisan' ny vahoaka sy ny andriamanjaka fahizay: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Foundation, origin, first cause, etc.
This word is also used to express the continuous succession to the sovereignty of a dynasty, as: Tsy miova fenitra ny ambanilanitra (The people have no change in the succession) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Coutume, usage
Ce qui s'est fait dans les temps passés de peuple à souverain et de souverain à peuple [1.3]
Ohatra 
1Koa samia mitandrina ianareo mba tsy hanova fenitra izao tany ipetrahanareo izao. [2.508]
2tsy maintsy mitovy ny fenitra andanian' ny Antenimiera roa tonta ny lalàna fehizoro mikasika ny Antenimierandoholona. [1.320]
Kamban-teny 
Anaran' olona 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14