|
|
|
|

Teny iditra1  feno hipoka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Jammed full [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  Bondé [1.8]
Ohatra  6  Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana. [2.470#51]
7  feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. [2.649]
Singan-teny  8  feno, hipoka

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20