|
|
|
|

Teny iditra1  feno hipoka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] jammed full
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] bondé
Ohatra  6  [2.470#51] Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana.
7  [2.649] feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana.
Singan-teny  8  feno, hipoka

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07