Teny iditra fenoina (feno)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Asiana hatrany amin' ny morony: Fenoina rano ny sinibe
Ampiana: Fenoy kely ity volako itỳ hividianako lamba telo metatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be filled, to be made complete. [1.2]
 To be filled [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on remplit, qu'on complète [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : fenoina, fenoiko, fenoinao, fenoiny, fenointsika, fenoinay, fenoinareo, fenoin', fenoin-, fenoim-, fenoi-
Ny lasa : nofenoina, nofenoiko, nofenoinao, nofenoiny, nofenointsika, nofenoinay, nofenoinareo, nofenoin', nofenoin-, nofenoim-, nofenoi-
Ny hoavy : hofenoina, hofenoiko, hofenoinao, hofenoiny, hofenointsika, hofenoinay, hofenoinareo, hofenoin', hofenoin-, hofenoim-, hofenoi-
Filaza mandidy : fenoy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20