Teny iditra feon-kira (feo, hira)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny naoty na solfa izay asiana teniny na tonony mba ho tonga hira [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay musique [Rakotonaivo 1993]
Voambolana 

2018/07/22