Teny iditra fetoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana endrika mampiseho hasiahana ary mampitahotra sy vonona hamely [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the turn of the head, chiefly used of a bull when about to fight
¶ fig. to be angry. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay action de menacer, se dit surtout du taureau qui est sur le point de combattre et menace son adversaire avec la tête [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31