Teny iditra | 1 FFMA |
Sokajin-teny | 2 anarana (fanafohezanteny) |
Voambolana |
3 Fikambanana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 Friends Foreign Mission Association [3.1] |
Ohatra |
5 Tamin' ny fidiran' ny taon-tsekoly 1937 dia voasintona tao amin' ny sekoliny ny zanaky ny ffma tany amin' ny faritanin' i Soavinandriana sy Tsiroanomandidy ary Mandiavato. [2.356#] |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
7 Fanafohezan-teny 8 Fanafohezan-teny |
Nohavaozina tamin' ny 2024/06/26 |