|
|
|
|

Teny iditra1  fiadalana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fitiavana be loatra, fimatimatesana amin-javatra na amin' olona: Fiadalana amin' ny toaka
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Passion pour, motif de la passion, le lieu, le temps
Fototeny  5  adala

Fivaditsoratra  6  fandaiala, fiadalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21