|
|
|
|

Teny iditra1  fiadiana
Fototeny  2  ady
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fifanoherana
Fitaovana entina miady
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the act of fighting; weapons
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] Combat, bataille: Maty tany am-piadiana izy (Il est mort dans le combat)
Les armes, les munitions: Vao nampakatra fiadiana ny fanjakana (Le gouvernement a fait monter dernièrement des armes, des munitions)
Celui qui se bat souvent, qui se dispute souvent, qui est souvent en procès.
7  [1.8] action de se battre; armes
Ohatra  8  Toa mitady fiadiana, hony, ianao? [2.471#]
9  Lefona ihany no fiadiana anananay. [2.472#]
10  Antananarivo tamin' izay tonga tanàna fiadiana. [1.437#]
Lahatsoratra  11  Randzavola: fiadiana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  12  fiadiana, ifadiana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20