Teny iditra | fiadina (ady) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tia ady, mpiadiady foana: Fiadina izahay sy zoky [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Querelleur, batailleur, mauvais coucheur [1.3] | |
Fivaditsoratra | difaina, fiadina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |