Teny iditra | 1 fiadokadoka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fomban' ny olona mirehareha, midihindihina, miedinedina |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] la manière d'être fier, affecté |
Fototeny | 5 adokadoka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |