Teny iditra | fiadonadona (adonadona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiavonavona, firehareha, fieboebo aseho amin' ny fihetsika [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La manière d’être fier [1.3] | |
Fivaditsoratra | fiadonadona, fidaondaona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |