Teny iditra | fiady (ady) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miady:
Hafahafa ny fiadin' itỳ akoholahy itỳ Tokony hiadiana: Ady fiady mihitsy izany [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | La manière de combattre, de s'ajuster, l'objet en litige [1.3] | ||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | adify, fiady |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |