|
|
|
|

Teny iditra1  fiafarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Farany, tendrony: Ny fahafatesana no fiafaran' ny zavamananaina rehetra
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the ending, the final result, the way a person ends up
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] la terminaison, le résultat; la façon dont une chose finit
6  [1.13] extrémité
Ohatra  7  [2.298] Tany tsy misy fiafarana ity: tantely afa-drakotra, ka anjakan'ny adala!
8  [1.263] Izato habakabaka Mirentin-kazavana , Madio mangabakabaka , Tsy hita fiafarana!
9  [1.233] Ary tahaka ny "fiafarana" sy ny "fahanterana " rehetra, dia andron' ny fahanginana sy fieritreretana.
Fototeny  10  fara
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  fafaranay, fiafarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21