|
|
|
|

Teny iditra1  fiafarana
Fototeny  2  fara
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Farany, tendrony: Ny fahafatesana no fiafaran' ny zavamananaina rehetra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] the ending, the final result, the way a person ends up
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] la terminaison, le résultat; la façon dont une chose finit
7  [1.13] extrémité
Ohatra  8  Tany tsy misy fiafarana ity: tantely afa-drakotra, ka anjakan'ny adala! [2.298]
9  Izato habakabaka Mirentin-kazavana , Madio mangabakabaka , Tsy hita fiafarana! [1.263]
10  Ary tahaka ny "fiafarana" sy ny "fahanterana " rehetra, dia andron' ny fahanginana sy fieritreretana. [1.233]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  fafaranay, fiafarana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21