Teny iditra fiaikena (aiky)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Confession, admission, submission [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Comme fiekena [1.3]
 Confession, aveu, soumission [1.8]
Fanazavàna teny malagasy Fanekena ny fahadisoan'ny tena [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Aveu [1.13]
Ohatra Mba hanamarinana an' izany fiaikena izany, dia ampahatsiahivina fa nivory tao anatin' ny firaisan-tetika [4.27]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27